Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

ANDAO HIANATRA BAIBOLY!

ANDAO HIANATRA BAIBOLY!

Ny Apostoly 12

Ampianaro hitadidy ny anaran’ireo apostoly 12 ny zanakao.

Hijery Azy Rehetra

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Ireo Hebreo Telo Lahy

Hazavao amin’ny zanakao hoe nahoana i Sadraka sy Mesaka ary Abednego no tsy nety niankohoka teo anatrehan’ilay sary nataon’ny mpanjaka.

Jesosy Tamin’izy Zazakely

Ampahafantaro ny zanakao izay nitranga, tamin’i Jesosy teraka.

Misy ny Fotoana Ilalaovana

Tsy tokony hihazakazaka na hilalao ny ankizy rehefa any am-pivoriana. Hanampy anao hampianatra ny zanakao an’izany ity tsianjery ity.