Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

ANDAO HIANATRA BAIBOLY!

ANDAO HIANATRA BAIBOLY!

Jesosy Tamin’izy Zazakely

Ampio ny zanakao hahafantatra hoe inona no nitranga, tamin’i Jesosy teraka.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Ireo Hebreo Telo Lahy

Hazavao amin’ny zanakao hoe nahoana i Sadraka sy Mesaka ary Abednego no tsy nety niankohoka teo anatrehan’ilay sary nataon’ny mpanjaka.

Misy ny Fotoana Ilalaovana

Tsy tokony hihazakazaka na hilalao ny ankizy rehefa any am-pivoriana. Hanampy anao hampianatra ny zanakao an’izany ity tsianjery ity.

Ny Apostoly 12

Ampianaro ny zanakao ny anaran’ireo apostolin’i Jesosy.