Fijaliana
Nahoana no Be dia Be no Mijaly?
Andriamanitra ve no Mahatonga Antsika Hijaly?
Mety hijaly ny olon-drehetra, na dia ireo ankasitrahan’Andriamanitra aza. Nahoana?
Ny Devoly ve no Mahatonga ny Fijaliana Rehetra?
Lazain’ny Baiboly izay tena mahatonga ny olombelona hijaly.
Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Loza Araka ny Natiora?
Sazy avy amin’Andriamanitra ve izy ireny? Mba manampy ny olona tratran’ny loza araka ny natiora ve izy?
Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Areti-mifindra?
Misy mieritreritra hoe te hanasazy ny olona amin’izao andro izao Andriamanitra, dia mandefa areti-mifindra na aretina hafa. Tsy marina anefa izany, rehefa jerena ny Baiboly.
Nahoana no Nisy ny Famonoana Tambabe?
Maro no manontany hoe nahoana ilay Andriamanitra fitiavana no mamela ny olona hijaly be toy izao. Tena mamaly izany ny Baiboly!
Nahoana no Tsy Mety Milamina ny Tany?
Tsy vitan’ny olombelona mihitsy ny nampilamina ny tany manontolo. Jereo ireo antony maromaro mahatonga izany.
Fiatrehana ny Fijaliana
Afaka Mampahery Anao ve ny Baiboly?
Misy andinin-teny be dia be efa nampahery olona niatrika zava-tsarotra sy kivy ao amin’ny Baiboly.
Afaka Manampy Ahy ve ny Baiboly Raha Kivy Aho?
Misy zavatra telo ataon’Andriamanitra mba hanampiana anao rehefa kivy ianao.
Afaka Manampy ny Olona Te Hamono Tena ve ny Baiboly?
Inona avy ny soso-kevitra omen’ny Baiboly ho an’ny olona te hamono tena?
Afaka Manampy Ahy ve ny Baiboly Raha Manana Aretina Mitaiza Aho?
Eny! Misy zavatra telo afaka manampy anao raha manana aretina mitaiza ianao.
Azo Atao ve ny Manapitra ny Ain’ny Marary Efa Tsy Avotra Intsony?
Ahoana raha efa miala aina ny olona iray fa tsy avotra intsony? Tsy maintsy mitady ny hevitra rehetra mba hanalavana ny fiainany ve isika?
Faran’ny Fijaliana
Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?
Jereo hoe inona no azonao antenaina avy amin’ny Fanjakan’Andriamanitra rehefa hanjaka eto an-tany izy io.
Ahoana no Hampisy Fiadanana etỳ An-tany?
Jereo ilay fampanantenan’Andriamanitra hoe hampiasa ny Fanjakany mba hampiadana ny tany.
Inona no Hanampy Ahy Hanana Fanantenana?
Misy boky iray tena azo itokisana afaka manampy anao hanatsara ny fiainanao dieny izao sady manampy anao hanantena fa ho tsara be ny hoavy.