Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

TANTARA AN-TSARY

TANTARA AN-TSARY

Nataon’i Jehovah Lasa Hendry i Solomona

Ho hitanao ato amin’ity tantara ity hoe nahoana no lasa hendry i Solomona Mpanjaka. Nanao fahadisoana lehibe anefa izy tatỳ aoriana. Vakio ato amin’ny Internet ity tantara an-tsary ity na ataovy pirinty ny PDF.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Nankatò An’i Jehovah i Daniela

Nosarahina tamin’ny fianakaviany i Daniela. Mbola hahavita hankatò an’i Jehovah ihany ve izy?

Mamela Heloka Tanteraka i Jehovah

Nanao alitara ho an’i Bala sy nanao mazia i Manase Mpanjaka, nanompo sampy, ary namono olona tsy manan-tsiny. Nanaiky hamela ny helony anefa i Jehovah. Ahoana àry no ataontsika raha te hamela heloka hoatran’i Jehovah koa isika?

Lasa Naman’Andriamanitra i Abrahama

Nantsoin’Andriamanitra hoe namany i Abrahama. Inona koa no tokony hataontsika, raha te ho naman’Andriamanitra isika?