Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

TANTARA AN-TSARY

Tantara An-tsary

I Josefa Tany Ejipta

Vakio ny momba an’i Josefa, izay lasa andevo tany Ejipta nefa nanompo an’Andriamanitra foana. Vakio ao amin’ny Internet ity tantara an-tsary ity na ataovy pirinty ny PDF.

Zavatra Hafa Mitovy Aminy

Nankatò An’i Jehovah i Daniela

Nosarahina tamin’ny fianakaviany i Daniela. Mbola hahavita hankatò an’i Jehovah ihany ve izy?

Mamela Heloka Tanteraka i Jehovah

Nanao alitara ho an’i Bala sy nanao mazia i Manase Mpanjaka, nanompo sampy, ary namono olona tsy manan-tsiny. Nanaiky hamela ny helony anefa i Jehovah. Ahoana àry no ataontsika raha te hamela heloka hoatran’i Jehovah koa isika?

Nataon’i Jehovah Lasa Hendry i Solomona

Hendry noho ny mpanjaka hafa rehetra i Solomona Mpanjaka. Nahoana no lasa hendry izy? Inona anefa ny fahadisoana nataony tatỳ aoriana?