KILALAON-TSAINA HO AN’NY ANKIZY

Tenin’iza àry Ireto? (Genesisy 41-50)

Malagasy
Tenin’iza àry Ireto? (Genesisy 41-50)
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502013291/univ/art/502013291_univ_sqr_xl.jpg

KILALAON-TSAINA

Tenin’iza àry Ireto? (Genesisy 41-50)

Adikao ity kilalaon-tsaina ity. Vakio ao amin’ny Baiboly avy eo ireo andinin-teny dimy ireo, ary fantaro hoe tenin’iza ilay izy.