Adikao ity karatra ara-baiboly ity, ary fantaro bebe kokoa ny momba an’i Robena, zanak’i Jakoba lahimatoa. Ataovy pirinty, hetezo, aforeto, ary tehirizo.