Namoaka video kely ny Vavolombelon’i Jehovah, mba hanampiana ny ankizy hampihatra ny toro lalan’ny Baiboly. Ahoana no nanaovana azy ireny? Tian’ny ankizy ve ilay izy? Jereo dia ho hitanao.