Hijery ny anatiny

Hafatra ho An’ny Ray Aman-dreny

Hafatra ho An’ny Ray Aman-dreny

Teny fampidirana ataon’i Anthony Morris III, anisan’ny Filan-kevi-pitantanana izy ity. Hazavainy ny momba an’ireo andiana sary miaina natao hanampiana ny ray aman-dreny hampianatra ny zanany.

Mety ho Tianao Koa

VIDEO

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah

Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.