Hijery ny anatiny

Hira 41: Mba Henoy ny Vavaka Ataoko

Hira 41: Mba Henoy ny Vavaka Ataoko

Afaka mivavaka amin’i Jehovah foana isika, na aiza na aiza misy antsika, ary na inona na inona ataontsika. Mihaino antsika foana izy.