Natao ho an’ny zaza 3 taona no ho midina ireto lesona ara-baiboly ireto. Adikao ity lesona ity ary vakio miaraka amin’ny zanakao.