Hijery ny anatiny

Ampianaro ny Zanakao

Nosoratana tamin’ny teny tsotra ireto tantara ara-baiboly ireto, ary natao hovakin’ny ray aman-dreny miaraka amin’ny zanany. Ho afaka hampianatra ny zanany lesona sarobidy avy ao amin’ny Baiboly izy ireo amin’izay.