Accessibility setting

Ho any amin'ny fizarana lehibe

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

  • Bo-Kaap, Le Cap, any Afrika Atsimo—Fitoriana any amin’ny tanàna tsy lavitra an’i Le Cap

    Topy Maso—Afrika Atsimo

    • 50 520 000—Mponina

    • 92 321—Mpitory mampianatra Baiboly

    • 1 892—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah

    • 1 isaky ny 547—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

     

  • Old Town, Gdansk, any Polonina—Manolotra Ny Tilikambo Fiambenana

    Topy Maso—Polonina

    • 38 081 740—Mponina

    • 125 485—Mpitory mampianatra Baiboly

    • 1 487—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah

    • 1 isaky ny 303—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

     

  • Erdenet, Mongolia—Eo an-tokotany, manazava bokikely momba ny Baiboly

    Topy Maso—Mongolia

    • 2 756 000—Mponina

    • 339—Mpitory mampianatra Baiboly

    • 6—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah

    • 1 isaky ny 8 130—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

     

  • Antigua, Goatemalà—Miresaka momba ny Baiboly eo amin’ny fiantsonan’ny bisy

    Topy Maso—Goatemalà

    • 15 169 000—Mponina

    • 34 144—Mpitory mampianatra Baiboly

    • 670—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah

    • 1 isaky ny 444—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

     

HANOKATRA

“Hotorina maneran-tany ity vaovao tsaran’ilay fanjakana ity.”—Matio 24:14.

HANIDY

“Hotorina maneran-tany ity vaovao tsaran’ilay fanjakana ity.”—Matio 24:14.

NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Vakio ato ny Baiboly

Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?

Avy amin’ny firenena sy fiteny an-jatony izahay, nefa tafaray satria mitovy tanjona. Ny tena tanjonay dia ny hanome voninahitra an’i Jehovah, ilay Andriamanitra ao amin’ny Baiboly sady Mpamorona ny zava-drehetra. Miezaka manahaka an’i Jesosy Kristy izahay ary mampirehareha anay ny antsoina hoe Kristianina. Samy manokana fotoana hanampiana ny olona hianatra momba ny Baiboly sy ny Fanjakan’Andriamanitra daholo izahay. Vavolombelon’i Jehovah no iantsoana anay satria miresaka momba an’i Jehovah Andriamanitra sy ny Fanjakany izahay.

Tsidiho ny tranonkalanay ary vakio ato ny Baiboly. Fantaro bebe kokoa izahay sy ny zavatra inoanay.

 

MPIVADY & RAY AMAN-DRENY

Ahoana no Hifandraisako Amin’ny Rafozako?

Midikiditra amin’ny fiainanareo ve ny rafozanao? Jereo izay ezaka azonao atao sy izay fomba mety hanamaivamaivanana anareo mivady.

TANORA

Tena Mifanentana ve Ianareo Roa?

Ahoana no hahafantaranao ny tena toetran’ilay olon-tianao?

ANKIZY

Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Jiolahy Iray?

Nampanantena i Jesosy, tamin’izy efa ho faty, fa hiaina ao amin’ny Paradisa ny jiolahy iray. Inona no tiany holazaina, ary hanao ahoana io Paradisa io?

Hangataka Hianatra Baiboly

Hianatra Baiboly maimaim-poana amin’ny fotoana sy toerana mety aminao.

Zavatra Misy

Jereo ny zavatra aseho sy ny zava-baovao ato.

Hijery Video Amin'ny Tenin'ny Tanana

Hianatra Baiboly amin'ny video amin'ny tenin'ny tanana.

HIDITRA